FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Ary ianao, ry Joda,+ hoderain’ny rahalahinao ianao.+ Ny tananao ho eo amin’ny hatoky ny fahavalonao.+ Ary hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.+

  • Deoteronomia 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanohy ny teniny izy, ka nitso-drano an’i Joda+ hoe:

      “Henoy ny feon’i Joda,+ Jehovah ô,

      Ary ianao anie hitondra azy any amin’ny olony!

      Efa niady mba hahazoany izay azy ny sandriny.

      Ianao anie hanampy azy hamely ny fahavalony!”+

  • 1 Tantara 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ka izy no niavian’ilay mpitarika,+ nefa lasan’i Josefa kosa ny zon’ny lahimatoa.+

  • 1 Tantara 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Teo anivon’ny fianakaviamben’ny raiko+ iray manontolo anefa, dia izaho no nofidin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ho mpanjakan’ny+ Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra. I Joda no nofidiny ho mpitarika,+ ka tamin’ny fokon’i Joda, dia ny ankohonan-draiko no nofidiny,+ ary tamin’ny zanaky ny raiko,+ dia izaho no nankasitrahany+ ka nataony mpanjakan’ny Israely rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara