2 Mpanjaka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+ 2 Tantara 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa nandray ny fanjakan-drainy anefa i Jorama, dia nanamafy orina ny toerany izy ka novonoiny tamin’ny sabatra ny rahalahiny rehetra+ sy ny andriana sasany teo amin’ny Israely.
11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+
4 Rehefa nandray ny fanjakan-drainy anefa i Jorama, dia nanamafy orina ny toerany izy ka novonoiny tamin’ny sabatra ny rahalahiny rehetra+ sy ny andriana sasany teo amin’ny Israely.