Genesisy 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+ Mpitsara 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Avy eo, dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy ka namono azy fitopolo lahy rahalahiny,+ zanak’i Jerobala, teo ambonin’ny vato iray. Fa i Jotama faralahin’i Jerobala ihany no sisa velona, satria niafina izy.
8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+
5 Avy eo, dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra+ izy ka namono azy fitopolo lahy rahalahiny,+ zanak’i Jerobala, teo ambonin’ny vato iray. Fa i Jotama faralahin’i Jerobala ihany no sisa velona, satria niafina izy.