Deoteronomia 28:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+ Mpitsara 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa namidin’i Jehovah+ teo an-tanan’i Jabina mpanjakan’i Kanana izy ireo. Nanjaka tao Hazora+ i Jabina. Ary i Sisera,+ izay nonina tao Harosetan’ireo+ firenena, no lehiben’ny tafiny. Salamo 44:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ataonao varo-boba ny olonao,+Ary tsy ahazoanao tombony akory ny vidiny.
48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+
2 Koa namidin’i Jehovah+ teo an-tanan’i Jabina mpanjakan’i Kanana izy ireo. Nanjaka tao Hazora+ i Jabina. Ary i Sisera,+ izay nonina tao Harosetan’ireo+ firenena, no lehiben’ny tafiny.