Genesisy 26:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Isaka tamin’izy ireo: “Nahoana ianareo no mankatỳ amiko, nefa ianareo efa nankahala ahy ka nandroaka ahy niala teo aminareo?”+ Deoteronomia 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+ Mpitsara 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny vadin’i Gileada niteraka zanakalahy maro taminy. Rehefa lehibe ireo zana-badiny ireo, dia nandroaka an’i Jefta ka niteny hoe: “Tsy hanana lova ato amin’ny ankohonan-drainay ianao,+ satria zanaky ny vehivavy hafa.”
27 Ary hoy i Isaka tamin’izy ireo: “Nahoana ianareo no mankatỳ amiko, nefa ianareo efa nankahala ahy ka nandroaka ahy niala teo aminareo?”+
17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+
2 Ary ny vadin’i Gileada niteraka zanakalahy maro taminy. Rehefa lehibe ireo zana-badiny ireo, dia nandroaka an’i Jefta ka niteny hoe: “Tsy hanana lova ato amin’ny ankohonan-drainay ianao,+ satria zanaky ny vehivavy hafa.”