FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tena tsara tarehy ilay tovovavy+ sady virjiny, ary mbola tsy nisy lehilahy nanao firaisana taminy.+ Ary nidina nankeo an-doharano izy ka nameno ny sininy, dia niakatra.

  • Genesisy 30:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary bevohoka i Rahely ka tera-dahy. Dia hoy izy: “Efa nesorin’Andriamanitra ny fahafaham-barakako!”+

  • Rota 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy ireo vehivavy+ tamin’i Naomy: “Hisaorana anie i Jehovah+ fa tsy navelany tsy hanana mpanavotra ianao ankehitriny, mba hambara eo amin’ny Israely ny anarany!

  • 1 Samoela 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanorisory azy mafy koa ny rafivaviny,+ mba hahamenatra azy noho i Jehovah nanidy ny kibony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara