Genesisy 38:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy izy: “Hampanatitra zanak’osy avy amin’ny ondry aman’osy aho.” Fa hoy ravehivavy: “Hanome antoka ve ianao mandra-panatitrao izany?”+ 1 Samoela 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naka ampondra sy mofo sy divay eran’ny siny hoditra+ ary zanak’osy i Jese, ka nampitondrainy an’i Davida zanany mba homena an’i Saoly.+ Lioka 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 nefa hoy izy tamin-drainy: ‘Taona maro izao no nanompoako anao, ary mbola tsy nandika ny didinao mihitsy aho na indray mandeha aza, kanefa mbola tsy nanome ahy osy iray akory ianao na indray mandeha aza, mba hifaliako miaraka amin’ny namako.+
17 Dia hoy izy: “Hampanatitra zanak’osy avy amin’ny ondry aman’osy aho.” Fa hoy ravehivavy: “Hanome antoka ve ianao mandra-panatitrao izany?”+
20 Ary naka ampondra sy mofo sy divay eran’ny siny hoditra+ ary zanak’osy i Jese, ka nampitondrainy an’i Davida zanany mba homena an’i Saoly.+
29 nefa hoy izy tamin-drainy: ‘Taona maro izao no nanompoako anao, ary mbola tsy nandika ny didinao mihitsy aho na indray mandeha aza, kanefa mbola tsy nanome ahy osy iray akory ianao na indray mandeha aza, mba hifaliako miaraka amin’ny namako.+