1 Samoela 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nilaza kosa anefa ireo lehilahy tsy manjary+ hoe: “Ahoana koa no hamonjen’ilehio antsika?”+ Dia nanamavo+ an’i Saoly izy ireo, ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy.+ Tsy niteny mihitsy anefa i Saoly fa toy ny olona moana.+ 2 Tantara 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+ Ohabolana 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny fanomezana dia toy ny vatosoa ahazoana sitraka amin’ny tompony.+ Mahomby daholo izay ataon’ilay mpanome,+ na aiza na aiza alehany. Ohabolana 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny fanomezana ataon’ny olona dia manokatra lalana maro ho azy,+ ka mahatonga azy ho eo anatrehan’ny olona ambony.+
27 Nilaza kosa anefa ireo lehilahy tsy manjary+ hoe: “Ahoana koa no hamonjen’ilehio antsika?”+ Dia nanamavo+ an’i Saoly izy ireo, ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy.+ Tsy niteny mihitsy anefa i Saoly fa toy ny olona moana.+
5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+
8 Ny fanomezana dia toy ny vatosoa ahazoana sitraka amin’ny tompony.+ Mahomby daholo izay ataon’ilay mpanome,+ na aiza na aiza alehany.
16 Ny fanomezana ataon’ny olona dia manokatra lalana maro ho azy,+ ka mahatonga azy ho eo anatrehan’ny olona ambony.+