Tononkiran’i Solomona 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Sambory rey olona ny amboadia,+ dia ireo amboadia kely mpanimba tanimboaloboka, fa efa mamony ny voalobokay.”+ Fitomaniana 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sy noho ny amin’ny tendrombohitr’i Ziona izay lasa aolo+ ka nandehandehanan’ny amboadia.+
15 “Sambory rey olona ny amboadia,+ dia ireo amboadia kely mpanimba tanimboaloboka, fa efa mamony ny voalobokay.”+