Ezekiela 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+ Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+ Apokalypsy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izy ireo dia naharesy azy+ noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy ny hafatra torin’izy ireo,+ ary tsy nankamamy ny ainy*+ ireo, na ho faty aza.
4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+
28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+
11 Ary izy ireo dia naharesy azy+ noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy ny hafatra torin’izy ireo,+ ary tsy nankamamy ny ainy*+ ireo, na ho faty aza.