FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy ho atỳ,+ fa Andriamanitra, mba hanendreny ahy ho rain’i+ Farao sy hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary hifehy an’i Ejipta manontolo.

  • 2 Mpanjaka 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Elisa raha vao nahita an’ireo: “Hasiako ho faty ve izy ireo? Hasiako ho faty ve izy ireo,+ ry raiko ô?”+

  • Isaia 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa hampanaoviko azy ny akanjom-boninahitrao, hafatotro tsara aminy ny fehikibo lamba nanaovanao,+ ary hatolotro eo an-tanany ny fahefanao. Ary izy ho rain’ny mponin’i Jerosalema sy ny taranak’i Joda.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara