1 Samoela 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Havelan’ny olona handeha soa aman-tsara ve ny fahavalony raha sendra azy?+ Koa hamaly soa anao anie i Jehovah,+ noho ny nanaovanao izany tamiko androany!
19 Havelan’ny olona handeha soa aman-tsara ve ny fahavalony raha sendra azy?+ Koa hamaly soa anao anie i Jehovah,+ noho ny nanaovanao izany tamiko androany!