Nomery 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lozanao, ry Moaba! Ho ripaka ianao, ry olon’i Kemosy!+Hafoiny ny zanany lahy ka lasa mpandositra, ary ny zanany vavy ho babon’i Sihona mpanjakan’ny Amorita. Salamo 96:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+Fa i Jehovah kosa, izy no nanao ny lanitra.+ 1 Korintianina 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe “andriamanitra”,+ na any an-danitra+ na eto an-tany,+ toy ny isian’ny “andriamanitra” maro sy “tompo” maro,+ 2 Petera 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tanteraka tamin’izy ireo ny voalazan’ilay ohabolana marina hoe: “Ny alika+ no miverina amin’ny loany, ary ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”+
29 Lozanao, ry Moaba! Ho ripaka ianao, ry olon’i Kemosy!+Hafoiny ny zanany lahy ka lasa mpandositra, ary ny zanany vavy ho babon’i Sihona mpanjakan’ny Amorita.
5 Fa andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+Fa i Jehovah kosa, izy no nanao ny lanitra.+
5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe “andriamanitra”,+ na any an-danitra+ na eto an-tany,+ toy ny isian’ny “andriamanitra” maro sy “tompo” maro,+
22 Tanteraka tamin’izy ireo ny voalazan’ilay ohabolana marina hoe: “Ny alika+ no miverina amin’ny loany, ary ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”+