FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amin’ny lalana mankany Efrata, izay atao hoe Betlehema.+

  • Genesisy 48:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Taorian’ny nialako tany Padana,+ dia maty teo anatrehako i Rahely,+ tany Kanana. Teny an-dalana ho any Efrata+ izahay tamin’izay, ary mbola lavitra i Efrata, izany hoe Betlehema.+ Koa naleviko tamin’iny lalana mankany Efrata iny izy.”

  • 1 Samoela 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy i Jese,+ izay efa antitra tamin’ny andron’i Saoly.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara