Mpitsara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nipetraka izy ireo, ary niara-nihinana sy nisotro teo. Dia hoy ny rain-dravehivavy tamin-dralehilahy: “Mba mijanòna re anio alina e,+ ary aoka ho faly ny fonao.”+ Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+ Mpitoriteny 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+ Mpitoriteny 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mitondra fifaliana ho an’ny mpiasa ny sakafo ary maharavoravo ny divay,+ fa ny vola kosa no ahazoana ny zava-drehetra.+
6 Koa nipetraka izy ireo, ary niara-nihinana sy nisotro teo. Dia hoy ny rain-dravehivavy tamin-dralehilahy: “Mba mijanòna re anio alina e,+ ary aoka ho faly ny fonao.”+
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+
13 Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+
19 Mitondra fifaliana ho an’ny mpiasa ny sakafo ary maharavoravo ny divay,+ fa ny vola kosa no ahazoana ny zava-drehetra.+