1 Samoela 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nifoha maraina izy ireo, ka niankohoka teo anatrehan’i Jehovah vao nandeha nody, ary tonga tany an-tranony tany Rama.+ Ary nanao firaisana+ tamin’i Hana vadiny i Elkana. Koa nahatsiaro an’i Hana i Jehovah.+ 1 Samoela 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niverina tao Rama+ ihany anefa izy satria tao ny tranony, ka tao izy no nitsara ny Israely. Ary nanorina alitara tao ho an’i Jehovah izy.+ 1 Samoela 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nitomany azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+
19 Dia nifoha maraina izy ireo, ka niankohoka teo anatrehan’i Jehovah vao nandeha nody, ary tonga tany an-tranony tany Rama.+ Ary nanao firaisana+ tamin’i Hana vadiny i Elkana. Koa nahatsiaro an’i Hana i Jehovah.+
17 Niverina tao Rama+ ihany anefa izy satria tao ny tranony, ka tao izy no nitsara ny Israely. Ary nanorina alitara tao ho an’i Jehovah izy.+
3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nitomany azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+