FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ary nisy lehilahy efraimita iray atao hoe Elkana,+ tao Ramataima-zofima+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Izy dia zanak’i Jerohama, zanak’i Eliho, zanak’i Toho, zanak’i Zofa.+

  • 1 Samoela 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nivory ny anti-panahy rehetran’ny Israely+ ka nankany amin’i Samoela tao Rama,

  • 1 Samoela 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nitsoaka nandositra i Davida+ ka tonga tany amin’i Samoela tao Rama.+ Ary notantarainy tamin’i Samoela ny zava-drehetra nataon’i Saoly taminy. Dia lasa izy sy Samoela ka nitoetra tao Naiota.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara