FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa mitranga aminao ireo famantarana+ ireo, dia ataovy izay azon’ny tananao atao,+ fa momba anao Andriamanitra.+

  • 1 Samoela 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nony ren’i Saoly izany teny izany, dia niasa taminy ny fanahin’Andriamanitra,+ ka tezitra mafy+ izy.

  • 1 Samoela 14:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly,+ ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia i Moaba,+ sy ny taranak’i Amona,+ sy Edoma,+ sy ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Nosaziny ireny, tany amin’izay rehetra nalehany.+

  • 2 Samoela 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Teo anoloan’ny ran’ny voavono sy ny tavin’ny mahery,

      Dia tsy mba nihemotra ny tsipìkan’i Jonatana,+

      Ary tsy niveri-maina ny sabatr’i Saoly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara