FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nihaino ny tenin’i Jonatana i Saoly ka nianiana hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hovonoina ho faty izy.”

  • Salamo 79:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho tonga hatrany aminao anie ny senton’ny voafonja!+

      Lehibe ny sandrinao, ka mba tsimbino ny ain’ireo nomelohina ho faty.+

  • Mpitoriteny 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+

  • Mpitoriteny 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Manan-kery mantsy ny tenin’ny mpanjaka,+ ka iza no afaka hilaza aminy hoe: ‘Inona ity ataonao?’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara