FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary hoy ireo: “Salama tsara ny rainay mpanomponao. Ary mbola velona izy.” Dia niondrika ireo ka niankohoka teo anatrehany.+

  • 1 Samoela 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nitsangana i Davida ka nivoaka avy tao amin’ilay lava-bato, ary niantso mafy avy taorian’i Saoly hoe: “Ry mpanjaka tompoko ô!”+ Dia nitodika i Saoly. Ary niondrika i Davida ka niankohoka tamin’ny tany.+

  • 1 Samoela 25:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Raha vao nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka+ tamin’ny tany.

  • 2 Samoela 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa tonga tao amin’i Davida i Mefiboseta zanak’i Jonatana zanak’i Saoly, dia niondrika ka niankohoka.+ Ary hoy i Davida: “Mefiboseta!” Dia hoy izy: “Intỳ ny mpanomponao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara