-
1 Samoela 20:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Koa lasa ilay mpanompo. Fa i Davida kosa nitsangana avy teo akaiky teo, teo atsimo. Dia niondrika+ izy ka niankohoka tamin’ny tany intelo. Koa nifanoroka+ izy roa lahy ary samy nitomany, ka ny iray nitomany ny iray, ary ny iray koa nitomany ny iray. Tamin’ny farany dia i Davida no nitomany mafy indrindra.+
-