1 Samoela 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nivoady tamin’i Davida indray i Jonatana noho ny fitiavany azy, fa tiany toy ny tenany mihitsy izy.+ 1 Samoela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary momba ilay resaka nifanaovantsika sy ianao iny,+ dia enga anie i Jehovah no ho vavolombelona amiko sy aminao mandritra ny fotoana tsy voafetra!”+
17 Dia nivoady tamin’i Davida indray i Jonatana noho ny fitiavany azy, fa tiany toy ny tenany mihitsy izy.+
23 Ary momba ilay resaka nifanaovantsika sy ianao iny,+ dia enga anie i Jehovah no ho vavolombelona amiko sy aminao mandritra ny fotoana tsy voafetra!”+