FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ary nidina avy tany amin’ny rahalahiny i Joda, ka nanangana ny tranolainy teo akaikin’izay nisy an’ilay lehilahy adolamita+ atao hoe Hira.

  • Josoa 15:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Jarmota,+ Adolama,+ Soko,+ Azeka,+

  • 2 Samoela 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nidina ny telo tamin’ireo telopolo lahy lehiben’ny tafika,+ ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama,+ tamin’ny fotoam-pijinjana. Ary efa nanangana toby tranolay teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima ny Filistinina.+

  • 1 Tantara 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nidina tany amin’ny harambato ny telo tamin’ireo telopolo lahy+ lehiben’ny tafika, ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Ny Filistinina kosa nitoby teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+

  • Mika 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoentiko ho ao aminao ilay mpandroba,+ ry mponin’i Maresa.+ Ary ho tonga hatrany Adolama+ ny voninahitry ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara