Josoa 15:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Jarmota,+ Adolama,+ Soko,+ Azeka,+ 1 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa niala tao i Davida,+ ka nandositra+ nankany amin’ilay lava-bato+ ao Adolama.+ Ary nandre izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ka nidina nankany aminy. Mika 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoentiko ho ao aminao ilay mpandroba,+ ry mponin’i Maresa.+ Ary ho tonga hatrany Adolama+ ny voninahitry ny Israely.
22 Koa niala tao i Davida,+ ka nandositra+ nankany amin’ilay lava-bato+ ao Adolama.+ Ary nandre izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ka nidina nankany aminy.
15 Hoentiko ho ao aminao ilay mpandroba,+ ry mponin’i Maresa.+ Ary ho tonga hatrany Adolama+ ny voninahitry ny Israely.