1 Samoela 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nanomboka nivoaka hiady i Davida. Malina+ foana izy na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy, ka nataon’i Saoly ho mpifehy an’ireo lehilahy mpiady.+ Dia sitraky ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany. 1 Samoela 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nesorin’i Saoly tsy ho eo aminy i Davida,+ ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny olona foana i Davida.+
5 Ary nanomboka nivoaka hiady i Davida. Malina+ foana izy na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy, ka nataon’i Saoly ho mpifehy an’ireo lehilahy mpiady.+ Dia sitraky ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.
13 Koa nesorin’i Saoly tsy ho eo aminy i Davida,+ ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny olona foana i Davida.+