FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Mahereza sy matanjaha fotsiny ianao, ary mitandrema tsara mba hanao araka ny lalàna rehetra nandidian’i Mosesy mpanompoko anao.+ Aza miala amin’izany, ka aza mivily miankavanana na miankavia.+ Amin’izay dia hanao zavatra amim-pahendrena ianao amin’izay rehetra ataonao.+

  • 1 Samoela 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary nivoaka hiady ireo andrianan’ny+ Filistinina. Isaky ny nanao izany izy ireo, dia i Davida no malina indrindra+ tamin’ny mpanompon’i Saoly rehetra. Koa lasa nalaza be ny anaran’i Davida.+

  • Ohabolana 14:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara