-
2 Mpanjaka 8:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Koa nankany Zaira i Jorama mbamin’ny kalesy rehetra. Ary nifoha izy tamin’ny alina, ka novonoiny ho faty ny Edomita, izay nanodidina azy sy nanodidina an’ireo lehiben’ny kalesy. Ary nandositra tany amin’ny tranolainy avy ny olona.
-