21Tonga tao amin’i Ahimeleka mpisorona tany Noba+ i Davida, tatỳ aoriana. Dia nihorohoro i Ahimeleka+ rehefa nahita an’i Davida, ka niteny hoe: “Nahoana ianao no mandeha irery, fa tsy misy miaraka aminao?”+
9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay voatendry ho lehiben’ny mpanompon’i Saoly: “Hitako ny zanak’i Jese tonga tany Noba, tao amin’i Ahimeleka+ zanak’i Ahitoba.+