FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ataovy ao anatin’ny saron-tratra fitsarana ny Orima+ sy ny Tomima,* ary ho eo amin’ny fon’i Arona ireo rehefa miditra ho eo anatrehan’i Jehovah izy. Dia hoentin’i Arona eo amin’ny fony mandrakariva ny saron-tratra fitsarana+ ny zanak’Israely, rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy.

  • 1 Samoela 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 I Ahia zanak’i Ahitoba,+ rahalahin’i Ikaboda,+ zanak’i Finehasa,+ zanak’i Ely+ mpisoron’i Jehovah tao Silo,+ no nitondra ny efoda.+ Ary tsy fantatry ny olona hoe lasa i Jonatana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara