18Ary nivory tao Silo ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+ Koa napetrak’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resy teo anoloan’izy ireo ilay tany.+
3 Ary niakatra avy tao an-tanànany isan-taona ralehilahy mba hiankohoka+ sy hanao sorona ho an’i Jehovah Tompon’ny tafika, tao Silo.+ Mpisoron’i Jehovah+ tao ny zanak’i Ely roa lahy, dia i Hofinia sy Finehasa.+