FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Anisany koa i Maona,+ Karmela, Zifa,+ Jota,

  • 1 Samoela 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa lasa nankany Zifa+ hialoha an’i Saoly izy ireo. I Davida sy ny olony kosa tany an-tany efitr’i Maona+ any Araba,+ eo atsimon’i Jesimona.

  • 1 Samoela 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Saoly tany Gibea+ ireo lehilahy tao Zifa,+ ka niteny hoe: “Tsy fantatrao angaha fa miafina any amin’ny havoanan’i Hakila,+ tandrifin’i Jesimona,+ i Davida?”

  • 1 Tantara 2:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary ny zanakalahin’i Kaleba+ rahalahin’i Jeramela, dia i Mesa lahimatoany izay rain’i Zifa. Ary teo koa ireo zanak’i Maresa rain’i Hebrona.

  • Salamo 54:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika. Ampiarahina amin’ny lokanga. Maskila nataon’i Davida. Nankany amin’i Saoly ny Zifita tamin’izay, ka nilaza hoe: “Tsy fantatrao angaha fa miafina any aminay i Davida?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara