1 Samoela 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy. Ary mbola nitoetra tao Horesa i Davida, fa i Jonatana kosa lasa nody.
18 Dia nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy. Ary mbola nitoetra tao Horesa i Davida, fa i Jonatana kosa lasa nody.