FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanao fifanekena i Jonatana sy Davida,+ satria tia azy toy ny tenany+ mihitsy i Jonatana.

  • 1 Samoela 20:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary hoy i Jonatana tamin’i Davida: “Mandehana soa aman-tsara,+ fa efa samy nianiana+ tamin’ny anaran’i Jehovah isika, hoe: ‘Enga anie i Jehovah no ho vavolombelona amiko sy aminao, ary amin’ny taranako sy ny taranakao, mandritra ny fotoana tsy voafetra!’”+

      Koa nitsangana i Davida dia lasa. Ary i Jonatana kosa niditra tao an-tanàna.

  • 1 Samoela 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa efa niray tetika hanohitra ahy ianareo rehetra. Ary tsy nisy nilaza tamiko+ hoe nanao fifanekena tamin’ny zanak’i Jese ny zanako.+ Tsy nisy nangoraka ahy koa ianareo, ka tsy nilaza tamiko hoe ny zanako efa nanangana ny mpanompoko hanohitra ahy sy hiafina mba hanafika ahy toy izao anio izao.”

  • 2 Samoela 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nangoraka an’i Mefiboseta+ zanak’i Jonatana zanak’i Saoly anefa ny mpanjaka, noho ny fianianana+ nataon’i Davida sy Jonatana zanak’i Saoly, tamin’ny anaran’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara