1 Samoela 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa lasa nankany Zifa+ hialoha an’i Saoly izy ireo. I Davida sy ny olony kosa tany an-tany efitr’i Maona+ any Araba,+ eo atsimon’i Jesimona. 1 Samoela 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Saoly tany Gibea+ ireo lehilahy tao Zifa,+ ka niteny hoe: “Tsy fantatrao angaha fa miafina any amin’ny havoanan’i Hakila,+ tandrifin’i Jesimona,+ i Davida?”
24 Koa lasa nankany Zifa+ hialoha an’i Saoly izy ireo. I Davida sy ny olony kosa tany an-tany efitr’i Maona+ any Araba,+ eo atsimon’i Jesimona.
26 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Saoly tany Gibea+ ireo lehilahy tao Zifa,+ ka niteny hoe: “Tsy fantatrao angaha fa miafina any amin’ny havoanan’i Hakila,+ tandrifin’i Jesimona,+ i Davida?”