1 Samoela 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Abisay tamin’i Davida: “Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao+ androany. Mba avelao aho handefona azy hifantsika amin’ny tany indray mandeha tsy miverina.” 1 Samoela 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy, satria nanolotra anao teo an-tanako i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety naninjitra ny tanako hamely ny voahosotr’i Jehovah.+
8 Ary hoy i Abisay tamin’i Davida: “Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao+ androany. Mba avelao aho handefona azy hifantsika amin’ny tany indray mandeha tsy miverina.”
23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy, satria nanolotra anao teo an-tanako i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety naninjitra ny tanako hamely ny voahosotr’i Jehovah.+