1 Samoela 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary niala teo i Davida ka niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha tany En-jedy,+ ary nitoetra tany. Ohabolana 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mino ny teny rehetra reny ireo mbola tsy dia nandia fiainana,+ fa ny malina kosa mandinika ny diany.+ Matio 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Maniraka anareo aho, ka ho toy ny ondry eo afovoan’ny amboadia+ ianareo. Koa aoka ianareo ho malina tahaka ny bibilava,+ nefa tsy hanan-tsiny tahaka ny voromailala.+
29 Ary niala teo i Davida ka niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha tany En-jedy,+ ary nitoetra tany.
15 Mino ny teny rehetra reny ireo mbola tsy dia nandia fiainana,+ fa ny malina kosa mandinika ny diany.+
16 “Maniraka anareo aho, ka ho toy ny ondry eo afovoan’ny amboadia+ ianareo. Koa aoka ianareo ho malina tahaka ny bibilava,+ nefa tsy hanan-tsiny tahaka ny voromailala.+