FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Nibsana, sy ilay Tanànan-tsira ary En-jedy,+ izany hoe tanàna enina mbamin’ny tanàna keliny.

  • 2 Tantara 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nisy olona tonga nilaza tamin’i Josafata hoe: “Misy vahoaka be avy any amoron-dranomasina, avy any Edoma,+ tonga hanafika anao. Ary efa ao Hazazona-tamara, izany hoe En-jedy,+ izy ireo.”

  • Tononkiran’i Solomona 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sahala amin’ny vonin’ny moina+ eo amin’ny tanimboalobok’i En-jedy+ no fahitako ny malalako.”

  • Ezekiela 47:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary hisy mpanjono maro hitsangana eny amorony, manomboka any En-jedy+ ka hatrany En-eglaima. Hisy toerana fanahazana harato any, ary hisy karazan-trondro maro be sahala amin’ny ao amin’ny Ranomasina Lehibe.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara