FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary rehefa afaka herintaona teo ho eo, dia bevohoka i Hana ka tera-dahy, ary nataony hoe+ Samoela ny anarany, fa hoy izy: “Tamin’i Jehovah no nangatahako+ azy.”

  • 1 Samoela 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 I Samoela kosa nanompo+ teo anatrehan’i Jehovah. Mbola zaza izy tamin’izay, ary nanao efoda rongony izay nisy fehikibo nafatotra taminy.+

  • 1 Samoela 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nanjary fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ fa nekena ho mpaminanin’i Jehovah i Samoela.+

  • Salamo 99:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+

      Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+

      Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara