1 Samoela 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niverina tao Rama+ ihany anefa izy satria tao ny tranony, ka tao izy no nitsara ny Israely. Ary nanorina alitara tao ho an’i Jehovah izy.+ 1 Samoela 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nitomany azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+
17 Niverina tao Rama+ ihany anefa izy satria tao ny tranony, ka tao izy no nitsara ny Israely. Ary nanorina alitara tao ho an’i Jehovah izy.+
3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nitomany azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+