1 Samoela 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala. 1 Samoela 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Voababo koa ny vadin’i Davida anankiroa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ vadin’i Nabala Karmelita.
3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala.
5 Voababo koa ny vadin’i Davida anankiroa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ vadin’i Nabala Karmelita.