Ohabolana 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manamafy orina ny ankohonany ny vehivavy tena hendry,+ fa manimba izany kosa ny vehivavy adala.+ Ohabolana 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fahendrena no ilaina mba hanorenana ny trano,*+ ary fahaiza-manavaka no ilaina mba hahamafy orina azy.+ Ohabolana 31:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Maneho fahendrena izy rehefa miteny,+ ary ny lalàn’ny hatsaram-panahy feno fitiavana no ambarany.+
3 Fahendrena no ilaina mba hanorenana ny trano,*+ ary fahaiza-manavaka no ilaina mba hahamafy orina azy.+
26 Maneho fahendrena izy rehefa miteny,+ ary ny lalàn’ny hatsaram-panahy feno fitiavana no ambarany.+