1 Samoela 17:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Avy hatrany dia napetrak’i Davida tamin’ny mpiambina entana ireo entana nentiny,+ ka nihazakazaka nankeny an’ady izy. Ary nanontany ny fahasalaman’ny rahalahiny izy nony tonga teny.+
22 Avy hatrany dia napetrak’i Davida tamin’ny mpiambina entana ireo entana nentiny,+ ka nihazakazaka nankeny an’ady izy. Ary nanontany ny fahasalaman’ny rahalahiny izy nony tonga teny.+