Genesisy 37:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hoy izy taminy: “Mba mandehana jereo raha tsy misy maninona ny rahalahinao sy ny andian’ondry. Dia miverena hilaza amiko.”+ Koa nirahiny avy teo amin’ny lemaka iva any Hebrona+ i Josefa, ka lasa nankany Sekema. 1 Samoela 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ento koa ireto fromazy* folo ireto ho an’ny lehiben’ny arivo.+ Ary jereo raha tsy misy maninona ny rahalahinao,+ ka itondrao vaovao avy any aminy aho.”
14 Koa hoy izy taminy: “Mba mandehana jereo raha tsy misy maninona ny rahalahinao sy ny andian’ondry. Dia miverena hilaza amiko.”+ Koa nirahiny avy teo amin’ny lemaka iva any Hebrona+ i Josefa, ka lasa nankany Sekema.
18 Ento koa ireto fromazy* folo ireto ho an’ny lehiben’ny arivo.+ Ary jereo raha tsy misy maninona ny rahalahinao,+ ka itondrao vaovao avy any aminy aho.”