1 Samoela 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsara fanahy be taminay anefa ireo lehilahy ireo sady tsy mba nihetraketraka taminay. Ary tsy nisy zavatray very na iray aza tamin’ny andro rehetra niarahanay tamin’izy ireo tany an-tsaha.+ Lioka 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nisy miaramila koa nanontany azy hoe: “Ary inona kosa no tokony hataonay?” Dia hoy izy: “Aza mila sotasota amin’olona, na manendrikendrika+ olona, fa aoka ianareo ho afa-po amin’ny karamanareo.”+
15 Tsara fanahy be taminay anefa ireo lehilahy ireo sady tsy mba nihetraketraka taminay. Ary tsy nisy zavatray very na iray aza tamin’ny andro rehetra niarahanay tamin’izy ireo tany an-tsaha.+
14 Nisy miaramila koa nanontany azy hoe: “Ary inona kosa no tokony hataonay?” Dia hoy izy: “Aza mila sotasota amin’olona, na manendrikendrika+ olona, fa aoka ianareo ho afa-po amin’ny karamanareo.”+