1 Samoela 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Reko fa manety ondry ianao. Efa nisy fotoana niarahanay tamin’ireo mpiandry ondrinao.+ Ary tsy nihetraketraka taminy izahay,+ sady tsy nisy very mihitsy izay azy tamin’ny andro rehetra nitoerany teto Karmela.
7 Reko fa manety ondry ianao. Efa nisy fotoana niarahanay tamin’ireo mpiandry ondrinao.+ Ary tsy nihetraketraka taminy izahay,+ sady tsy nisy very mihitsy izay azy tamin’ny andro rehetra nitoerany teto Karmela.