FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tamin’ny fotoam-pisakafoana, dia hoy i Boaza taminy: “Avia! Mihinàna mofo,+ ary atsobohy ao anaty vinaingitra ny sombi-mofonao.” Koa nipetraka teo anilan’ny mpijinja i Rota. Ary notoloran’i Boaza voam-bary natono+ izy dia nihinana ka voky, nefa mbola nisy tsy laniny.

  • 1 Samoela 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hoy i Jese tamin’i Davida zanany: “Mba ento kely any amin’ny rahalahinao ireto voam-bary natono+ iray efaha ireto sy ireto mofo folo ireto, ka atero haingana any aminy any an-toby.

  • 2 Samoela 17:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nitondra fandriana sy koveta ary vilany tany izy ireo, ary koa varimbazaha sy vary orza sy lafarinina+ sy voam-bary natono+ sy tsaramaso be+ sy lantihy+ ary voam-bary nasaly.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara