Josoa 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nandeha ho any an-tranon’i Otniela i Aksa, dia nampirisihiny foana i Otniela hangataka saha tamin’i Kaleba rainy. Ary nitehaka teo ambony ampondrany i Aksa, ka hoy ny rainy: “Inona no ilainao?”+ 2 Mpanjaka 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nasiany lasely ilay ampondravavy,+ ary hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Tariho ny ampondra, dia rosoy ny dia! Aza manahy momba ahy, ary aza mijanona mihitsy raha tsy mahazo baiko avy amiko.”
18 Rehefa nandeha ho any an-tranon’i Otniela i Aksa, dia nampirisihiny foana i Otniela hangataka saha tamin’i Kaleba rainy. Ary nitehaka teo ambony ampondrany i Aksa, ka hoy ny rainy: “Inona no ilainao?”+
24 Dia nasiany lasely ilay ampondravavy,+ ary hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Tariho ny ampondra, dia rosoy ny dia! Aza manahy momba ahy, ary aza mijanona mihitsy raha tsy mahazo baiko avy amiko.”