20 Dia nalain’i Mosesy ny vadiny sy ireo zanany lahy ka nampitaingeniny ampondra, ary niverina tany Ejipta izy. Ary nentin’i Mosesy teny an-tanany ny tehin’Andriamanitra.+
20 Rehefa nidina mangingina ny tendrombohitra izy nitaingina ampondra,+ dia indreny koa i Davida sy ny olony fa nidina ka tojo azy. Koa nifanena tamin’izy ireo ravehivavy.