FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+

  • Salamo 35:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mamaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+

      Ka ory dia ory aho.+

  • Salamo 38:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Namaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+

      Ary nanohitra ahy foana satria manao ny tsara aho.+

  • Salamo 109:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mamaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+

      Ary fankahalana no avaliny ny fitiavako azy.+

  • Ohabolana 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izay mamaly ratsy ny soa,+ dia hisy zava-dratsy foana hahazo ny ankohonany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara