Eksodosy 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+ Salamo 123:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eny, tototry ny fanesoana tafahoatra ataon’ireo miadana,+Sy ny fanamavoana ataon’ireo mizahozaho.+
2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+